Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de mon association ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #33758 sur 34618 |
RE: [serasera] Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?

Izao mihitsy anie ilay antsoinay hoe provocation e!  Mody resaka saina Frantsay no atao, nefa dia sady manao accusation gratuite hoe "misandoka titre" izahay no lazaina fa tsy manana honnetete inetllectuelle.
 
1) Rehefa tsy mahafantatra tsara ny firafitry ny oniversite amerikana aloha dia aoka tsy hanao accusation gratuite toan'io fa mahamenatr'olona e. Mba hampazava ny sainao sy ny olona hafa dia aleo hazavaina tsara ny momba ny rank, sy function aty amerika:
- Ny mpampianatra sy mpikaroka dia samy manana ny rank na laharam-boninahitra aloha izay vao manana andraikitra na functuion (na titre angamba izany @ teny Frantsay),
- Raha efa nandany andro ni-google ny anarako ianao dia mety nahita ihany koa fa nisy fotoanana aho Instructor na Full-Time Faculty, ary nisy fotoana Assistant Professor, ary @ izao fotoana izao dia Associate Professor.  Izay no rank misy ahy.
- Ny function-ko indray dia nisy fotoana aho tsy nanana function, nisy fotoana aho Chair of the Social Science Department, ary @ izao fotoana izao dia Coordinator of the Social Science Department.
- Tsy voatery hampiarahina @ business card na @ varavarana na @ internet ny rank sy ny function, na dia misy olona maro manao an'izany.  Raha ny teoram-piasanay ohatra dia tsy tian-dry zareo mihitsy ny mampahafantatra ny rank-n'ny professor (noho ny fitiovan-dry zareo fitoviana), fa dia ny function no tena tsipihina manokana.
- Azoko atao tsara ny mametraka ao @ blog sy @ toerana hafa hoe: Adrien Ratsimbaharison, Ph.D., Associate Professor of Political Science and History, Coordinator of the Social Science Department.  Nefa dia hitondra inona izany?  Ny rank misy ahy no tiako hasongadina ao @ blog-ko fa tsy ny function-ko, dia inona maha mpisandoka titre ahy @ izany?
 
2) Momba ny saina Frantsay mihofahofa ao Andohalo na Betongolo, dia tsy izaho velively no nanangana an' io saina io tao ka afaka manome fanazavana anao.  Nefa na dia izany aza dia azo eritreretina fa noho ny fanomezam-boninahitra ny miaramila Frantsay izay nomen'ny MInisitry ny Foloalin-dahy mari-boninahitra t@ Alakamisy teo no nahatonga an'io saina io hitsangana tao, fa tsy noho ny fanjanahana vaovao akory.  Andehana jerevo any raha mbola mitsangana ao io saina io @ herinandro ambony.  Rha mbola ao ilay izy dia mazava ho azy fa nisy zavatra niova teo @ fifandraisan'ny tafika malagasy sy tafika frantsay.
 
Izay indray aloha,
 
Adrien Ratsimbaharison, Ph.D.
Associate Professor of Political Science and History
Coordinator of the Social Science Department
Allen University
1530 Harden Street
Columbia, SC 29204
USA
Tel.: (803) 376-5779
 
PS:  Ataoko fa ampy tsara ireo titre sy adiresy ireo, ary tsy misy fisandohana na dia kely vary iray venty aza.  Sady @ izao andro mazava be izao ve dia mbola misy olona sahy mangalatra titre toy izany???


--- On Fri, 7/3/09, Jean Razafitsiarovana <jrazafy@...> wrote:

From: Jean Razafitsiarovana <jrazafy@...>
Subject: RE: [serasera] Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?
To: andrianj@..., aratsimbaharison@..., serasera@..., serasera@...
Cc: jrazaf@...
Date: Friday, July 3, 2009, 7:46 PM

 
 
   
 
     
 
    Hita tao @n'ilay Blog Demokrasia Gasy-n'i Adrien Ratsimbaharison

   Occupation : Associate Professor of Political Science and History ( May 2009)
                         Columbia ; SC, United States
 
 http://www.blogger.com/profile/10514805566970531557
 
 
Hita tao @ny Allen University 
 
 Ratsimbaharison Adrien, PhD  : COORDINATOR, Social Science Department
                                                        University of South Carolina, COLUMBIA, SC,
 
http://www.allenuniversity.edu/AllenFaculty/tabid/119/Default.aspx
 
 
    Professeur Associe de SCIENCE POLITIQUE ET D"HISOIRE        VE     SA        COORDINATEUR ao @ny Departement de Sciences Socilales ???
 
 
   Moa ve izany ny Liberte Academique mahazo MISANDOKA TITRE KOA ? Ny Liberte Academique dia miantomboka @ny HONNETETE INTELLECTUELLE, voaray ao ny TITRE
 
  Voaray ao anatin'ny Liberte Academique koa ve ny MIALOKALOKA ao ambadikin'ny FAUSSE INDIGNATION ( izaho tsy mamaly PROVOCATION, because I AM HOLIER-THAN-THOU)
 
 Maninona no tsy valiana io momba ny SAINA FRANTSAY IO ?  
 
  Ity  no tena nofinofinao
 
   :
 
 
 
                                                        
 
 

 
> To: aratsimbaharison@...; serasera@...; serasera@...
> From: andrianj@...
> Date: Fri, 3 Jul 2009 17:10:24 -0400
> Subject: RE: [serasera] Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?
>
> Adrien,
>
> Dia ahoana hono ilay saina frantsay ao amin'ny EMGAM? Provocation nataon'i Jaona sa mandainga ny Tribune androany. You can say whatever you want to say but the French flag is flying at the Headquarter of the Malagasy Army as mentioned by a reliable source (Madagascar Tribune that is). Raha ny resaka fanamiana indray dia nanamarina ny sary ny fisian'ny Frantsay ao amin'ny EMGAM. Samy be nofinofy isika ry Adrien, izahay mbola mino fa ho afaka i Madagasikara, ianareo mbola manonofy fa hiverina ho andevon'ny Frantsay ny Malagasy.
>
> Jaona
> ________________________________________
> From: serasera@... [serasera@...] On Behalf Of Adrien Ratsimbaharison [aratsimbaharison@...]
> Sent: Friday, July 03, 2009 4:13 PM
> To: Serasera Gasigasy; Serasera Malagasy
> Subject: [serasera] Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?
>
> Salama,
>
> Mba manana ny asa aman-draharahanay izahay, ka rahefa misy ny fotoana izay vao mamaky sy mamaly izay hafatra mandeha eto @ serasera. Ary tsy izay nofinofy sy provocation-n'ny sasany rehetra izao akory dia mendika ho valiana daholo.
> Ka ny valin-teny voalohany aloha dia momba ny mpampiasa anay. Tsy hitanay mihitsy izay idiran'ny AME @ izay zavatra ataon'ny Faculty ivelan'ny fotoana iasany. Ankoatr'izany moa dia mitovy @ oniversite rehetra na am-panjakana na an'ny fiangonana ka manaja mandrakariva ny "academic freedom" i Allen University. I can say whatever I want to say, I can publish whatever I want to publish, and Allen University can't do anything about that!
> Momba ny Frantsay manao ny fanamianan'ny Malagasy indray dia tsy nisy olona na dia iray aza nilaza teto fa dia fanamiana miaramila malagasy tokoa ireo nanaovan'ireo miaramila frantsy ireo. NY antony dia mitovitovy raha tsy hoe mitovy tanteraka ny fanamiana sasantsasany anaovan'ny miaramila malagasy ny miaramila frantsay, ary tsy atao ahagaga izany satria zana-tany frantsay i Madagasikara teo aloha, ka dia nandova zavatra maro t@ mpanjanaka. Ohatra iray fotsiny io hita @ sary eo ambany io, izay ahitana fa mitovy ny fanamian'ireo zandary roa, ny iray frantsay ny iray kosa malagasy.
> Dia izany ve no handaniana anro ho resahana eto???
> Momba ny rano amidy @ Arabo indray dia efa projet-dRa8 io. Raha hita fa ahitan'ny besinimaro tombosoa ve ny fivarotana rano, ka maninona raha amidy? Fa raha misy fiantraikany voaporofo eo @ tontolo iainana sy ny mponina io fivarotana io dia azo atao tsara ny manohitra azy.
>
> Izay indray aloha,
>
> Adrien Ratsimbaharison
>
>
>
> [http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/kkkk.jpg]
>
>
>
>
>
>
>
>
>
> ------------------------------------
>
> Mandraisa anjara amin'ny fanohanana ny serasera
> http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/
>
> Liens Yahoo! Groupes
>
> <*> Pour consulter votre groupe en ligne, accédez à :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/
>
> <*> Vos options mail :
> Mail individuel | Traditionnel
>
> <*> Pour modifier vos options avec le Web, allez sur :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/join
> ((Compte Yahoo! requis)
>
> <*> Pour modifier vos options par mail :
> mailto:serasera-digest@...
> mailto:serasera-fullfeatured@...
>
> <*> Pour vous désincrire de ce groupe, envoyez un mail à :
> serasera-desabonnement@...
>
> <*> L'utilisation de Yahoo! Groupes est soumise à l'acceptation des :
> http://fr.docs.yahoo.com/info/utos.html
>





We are your photos. Share us now with Windows Live Photos.



Samedi 4. Juillet 2009  1:33

aratsimbaharison@...
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #33758 sur 34618 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Salama,   Mba manana ny asa aman-draharahanay izahay, ka rahefa misy ny fotoana izay vao mamaky sy mamaly izay hafatra mandeha eto @ serasera.  Ary tsy izay...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
3. Juillet 2009
20:13

Adrien, Dia ahoana hono ilay saina frantsay ao amin'ny EMGAM? Provocation nataon'i Jaona sa mandainga ny Tribune androany. You can say whatever you want to say...
Jean Andrian
andrianj@...
Envoyer un message
3. Juillet 2009
21:10

Hita tao @n'ilay Blog Demokrasia Gasy-n'i Adrien Ratsimbaharison Occupation : Associate Professor of Political Science and History ( May 2009) Columbia ; SC,...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
3. Juillet 2009
23:47

Izao mihitsy anie ilay antsoinay hoe provocation e!  Mody resaka saina Frantsay no atao, nefa dia sady manao accusation gratuite hoe "misandoka titre"...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
1:34

Mba aoka re ra Jrazafy o. Tsy anjaran-tsika ny manao 'personal attack', avelao hoan'ny FIS de pute sy ny tandrifiny ny fikarakarana izany. Ny anjaran-tsika...
nyarivolahy
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
3:11

Tsy misy manao izany personnal attack lazainao et tompoko, fa NY CREDIBILITE-n'Andriamatoa Adrien na ATTTAQUER-KO. Mba hitnao moa ireny mpanao Poitika ireny,...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
7:30
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide