Adrien,
Dia ahoana hono ilay saina frantsay ao amin'ny EMGAM? Provocation nataon'i Jaona
sa mandainga ny Tribune androany. You can say whatever you want to say but the
French flag is flying at the Headquarter of the Malagasy Army as mentioned by a
reliable source (Madagascar Tribune that is). Raha ny resaka fanamiana indray
dia nanamarina ny sary ny fisian'ny Frantsay ao amin'ny EMGAM. Samy be nofinofy
isika ry Adrien, izahay mbola mino fa ho afaka i Madagasikara, ianareo mbola
manonofy fa hiverina ho andevon'ny Frantsay ny Malagasy.
Jaona
________________________________________
From: serasera@... [serasera@...] On Behalf Of Adrien
Ratsimbaharison [aratsimbaharison@...]
Sent: Friday, July 03, 2009 4:13 PM
To: Serasera Gasigasy; Serasera Malagasy
Subject: [serasera] Iza no manao ny fanamian'iza? Dia inona no dikan'izany?
Salama,
Mba manana ny asa aman-draharahanay izahay, ka rahefa misy ny fotoana izay vao
mamaky sy mamaly izay hafatra mandeha eto @ serasera. Ary tsy izay nofinofy sy
provocation-n'ny sasany rehetra izao akory dia mendika ho valiana daholo.
Ka ny valin-teny voalohany aloha dia momba ny mpampiasa anay. Tsy hitanay
mihitsy izay idiran'ny AME @ izay zavatra ataon'ny Faculty ivelan'ny fotoana
iasany. Ankoatr'izany moa dia mitovy @ oniversite rehetra na am-panjakana na
an'ny fiangonana ka manaja mandrakariva ny "academic freedom" i Allen
University. I can say whatever I want to say, I can publish whatever I want to
publish, and Allen University can't do anything about that!
Momba ny Frantsay manao ny fanamianan'ny Malagasy indray dia tsy nisy olona na
dia iray aza nilaza teto fa dia fanamiana miaramila malagasy tokoa ireo
nanaovan'ireo miaramila frantsy ireo. NY antony dia mitovitovy raha tsy hoe
mitovy tanteraka ny fanamiana sasantsasany anaovan'ny miaramila malagasy ny
miaramila frantsay, ary tsy atao ahagaga izany satria zana-tany frantsay i
Madagasikara teo aloha, ka dia nandova zavatra maro t@ mpanjanaka. Ohatra iray
fotsiny io hita @ sary eo ambany io, izay ahitana fa mitovy ny fanamian'ireo
zandary roa, ny iray frantsay ny iray kosa malagasy.
Dia izany ve no handaniana anro ho resahana eto???
Momba ny rano amidy @ Arabo indray dia efa projet-dRa8 io. Raha hita fa
ahitan'ny besinimaro tombosoa ve ny fivarotana rano, ka maninona raha amidy? Fa
raha misy fiantraikany voaporofo eo @ tontolo iainana sy ny mponina io
fivarotana io dia azo atao tsara ny manohitra azy.
Izay indray aloha,
Adrien Ratsimbaharison
[http://www.madagascar-tribune.com/IMG/jpg/kkkk.jpg]