Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Aiza ho aiza ny mercenairen-dRa8???   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #33752 sur 34625 |
Miarahaba,
 
Arak'io vaovao farany eo ambany io dia mbola mitohy hatrany ny fanangonana mercenaires ataon-dRa8 any Afrika atsimo.
Noho izany dia tena misy ilana azy tokoa ny avion de reconnaissance CESSNA avy @ LaFrantsa, hitazanana ny fahatongan'ireo mpanani-bohitra ho entin-dRa8 ireo.  Araka ny hita @ twitter-n'ny sasany koa dia efa vonona ny Antsatsa, izay sambo vao vita tao Antsiranana ary afaka manao reconnaissance tsara ihany koa.
Ary farany dia efa fantatry ny maro ny fividianana helicopter 24 avy @ Belge izay ahafahana mitantitra haingana ny troupe, satria dia atao fiomehezana eny @ Magro mihitsy ny fahanteran'ny fitaovan'ny miaramila malagasy (nefa dia mba samy gasy izao).
 
 

Mercenaries plan Madagascar 'coup'

STEFAANS BRüMMER - Jul 03 2009 06:53
comments 3 comments | Post your comment



Vendredi 3. Juillet 2009  20:25

aratsimbaharison@...
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #33752 sur 34625 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Miarahaba,   Arak'io vaovao farany eo ambany io dia mbola mitohy hatrany ny fanangonana mercenaires ataon-dRa8 any Afrika atsimo. Noho izany dia tena misy...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
3. Juillet 2009
20:27

Ka avelao hiady ao izany ny mercenaires samy vazaha e. Sa ianareo matahotra e? Aiza re izany e. Ny mercenairesn-ry TGV izany efa eo an-toerana ary mibaribary @...
nyarivolahy
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2009
22:45

Miarahaba, raha ny fahitako azy dia mitarika ela be ilay Transition nefa tsy mitondra mank'aiza. Tampotampk'eo dia misy "Assise Unilateral", George W. Bush aza...
mihazo23
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
1:05

Hoy i Adrien Ratsimbaharison hoe : Ary farany dia efa fantatra ny maro ny fividianana helicopter 24 ( 23 no isany fa tsy 24 akory) zay avy @ny Belge,izay...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
7:38

manakory daholo, arakarakin`ny olona no hino na tsy hino ny toy itony, amiko manokana aloha dia ny fanangonana "mercenary" izany dia tsy ho hitanao amin`ny...
rts Tsi.Rah
rts01267@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
4:40

Miarahaba, Merisenera etsy, merisenera eroa. Adino sahady angaha na tsy nosokafana ilay  lien misokatra ao amin'i Madatimes natolotrin'ny namana iray teto? ...
rafa joss
rafajoss
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
6:23

Misy tokoa olona mampidera ny Mari-pahaizany eto, ambony dia ambony. Ny anton'io dia satria fantany fa misy @ny Malagasy : Jenjina raha vao maheno ilay...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
8:21

Miarahaba indray, Asa hoy aho, iza ary no nampianatra antsika "mampidera marimpianarana". Io anie samy manana ny olona e (avy any Brest/chrirurgien !!!!!!)!...
rafa joss
rafajoss
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
10:54

Misaotra Tompoko, Indrisy anefa fa nangaina aho : Tsy nandeha ireo ROHY nomenao ireo. Asa naninona ! I Maman tokoa no nampianatra antsika ny Mideradera...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
11:49

Tsy nibvoha ve ilay izy? Ireto aza e ! 1) iza (iraka/norendrena/nofidian'ny Etats amerikanina) ireo niady hevitra tao amin'ny Covention tao Philadelphia ? ...
rafa joss
rafajoss
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
13:21

Thank you ! Thank you ! Ma'am Hoy ny Nataolo hoe : Raha lava ny teny dia ho very ny soa, ary raha lavitra ny ahitra dia ho very ny kisoa !!!! Koa dia lava be ,...
Jean Razafitsiarovana
jrazafy@...
Envoyer un message
4. Juillet 2009
15:58

Ô ry zalahy a! Enga anie mba hijanona ho eo amin'ny sehatry ny fifanasàna vangy ny resatsika aty anivon'itony tranokalan-tserasera itony, fa tsy sanatria ho...
RADIFERA RANAIVOSON M...
rsamfm
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2009
17:12
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide