manahoana ihany
Hoy i Jean:
"Sarotra anefa ny mitady ny vaha-olana mateza ahazoana misoroka ny fahantrana tsy eo ambony taratasy fotsiny fa miantraika hatrany amin'ny valala tsy mandady harona any."
Ieee... ka ilay democracy tsy azo "hohanina", sahala @ lalana ihany hono io.
Inona moa no vaha-olana mivaingana, eo no ho eo (immédiat) ary maharitra @ fahantran'ny "mitrongy-vao-homana" rehetra eny : raha ny fahatakarako azy, dia mbola tsisy gvt nahavita izany eto ambony tany eto. Na ny aty @ tany mandroso aty aza dia iaraha-mahita eny fa mijaly eny koa izay voany. Fa raha ny fijeriko azy dia "misy zavatra manomboka mandeha any M/kara"... F'izao izao tsy hita lazaina intsony hoe aiza indray isika izao...
mandrapiresaka
Haj
> To: serasera@...
> From: burzano2000@...
> Date: Tue, 27 Jan 2009 14:49:41 +0000
> Subject: [serasera] Re : Thomas Jefferson aza nilaza fa ilaina ny rebellion!
>
> Nanao ahoana?
> Mila tadiavina (ianarana) ny lalana sy rafitra ahazoan'ny vahoaka
> maneho hevitra amim-pahatoniana sy tsy arahin-kerisetra. Mila
> tadiavina koa ny lalana ahazoan'ny eo amin'ny familiana amin'ny
> ambaratongam-pahefana rehetra mihaino ny feon'ny vahoaka sy manova
> famindra tsy arahin-kerisetra rehefa misy ilana izany. Mazava be ilay
> zava-nisy sy toa mbola misy iny hoe "Émeutes de la faim". Aza adino
> fa be dia be ny olona efa tsy nihinana sakafo afa-tsy indray mandeha
> sy tapany isan'andro na latsak'izay aza raha tsy hiresaka afa-tsy ny
> ao Tana sy ny manodidina fotsiny aza. Tsy hoe tsy miasa na kamo ireny
> olona ireny fa mitrongy dia mitrongy tokoa isan'andro vaky izao fa
> ilay karama mihitsy no tsy mahefa intsony satria midangana ny vidin-
> tsakafo. Mora ny milaza fa hoe efa misy zavatra manomboka mandeha any
> M/kara. Sarotra anefa ny mitady ny vaha-olana mateza ahazoana
> misoroka ny fahantrana tsy eo ambony taratasy fotsiny fa miantraika
> hatrany amin'ny valala tsy mandady harona any. Veloma. Jean
>
> --- Dans serasera@..., R haj <rhaj@...> a écrit :
> >
> >
> > Manahoana
> >
> >
> > Hoy ny dico ny @ "rebellion" :
> >
> >
> >
> >
> > 1. attempt to overthrow government: an organized attempt to
> overthrow a government or other authority by the use of violence
> >
> > 2. defiance of authority: opposition to or defiance of authority,
> accepted moral codes, or social
> conventionshttp://encarta.msn.com/encnet/features/dictionary/Dictionar
> yResults.aspx?refid=1861699628
> >
> > Izaho dia tsy miombo-kevitra @io: "autres temps, autres moeurs".
> Amiko tena "antisocial" ary manimba ny toe-tsain'olona izany.
> Zavatra "condamnable" tsisy excuse izany amiko. Efa taona 2000 izao.
> >
> > Ny hitaizana ilay firenena ho @ "democracy" aza efa sarotra, ka ho
> hamarinina ve fa ny fitselanina @ io "rebellion now and then" io, dia
> hoe "ilaina" na hoe "tsara"...
> >
> >
> > Hoy ny dico ny @ "democracy" :
> >
> >
> >
> >
> > 1. free and equal representation of people: the free and equal
> right of every person to participate in a system of government, often
> practiced by electing representatives of the people by the majority
> of the people
> >
> > 2. democratic nation: a country with a government that has been
> elected freely and equally by all its citizens
> >
> > 3. democratic system of government: a system of government based on
> the principle of majority decision-making
> >
> > 4. control of organization by members: the control of an
> organization by its members, who have a free and equal right to
> participate in decision-making processes
> > http://encarta.msn.com/dictionary_/democracy.html
> >
> >
> > Ilay "revy" hoe "rebellion" mantsy, matetika loatra, dia mitono-
> tena ho mitondra-tenin'ny "majority", ary milaza-tena ho "democrate",
> na hoe tena izy irery dia izy irery ihany no "mitana-ny-rariny",
> tsisy "consideration"-n'ny andaniny mihintsy... (izany moa dia
> hitahita eny @ kabary feno fankahalana eny ho eny ireny)
> >
> >
> > mandrapiresaka
> > ahja
> >
> >
> >
> > To: serasera@...; serasera@...; aratsimbaharison@...:
> Gino_RANAIVOARISOA@...: Tue, 27 Jan 2009 05:21:37 -0800Subject: Re:
> [serasera] Thomas Jefferson aza nilaza fa ilaina ny rebellion!
> >
> >
> >
> >
> >
> >
> > Miarahaba ny rehetra,
> >
> > Mahagaga ny fahendren'i Jefferson izany. Azo atao hoe nahomby ilay
> rebellion satria hihaona ny protagonistes.
> > Ny hoe hiala am-panajana i Ravalomanana aloha ohatran'ny tsy
> mampino loatra zara aza nisy io fihaonana io satria raha ny fahazoako
> azy tsy nisy mihintsy io fihaonana io teo aloha. Anatra ho an'ny
> majorite io hianarany mihaino ny opposition "belle leçon de
> démocratie" hoy ny frantsay rehefa samy afaka milaza ny hiveny.
> >
> > Mandrapiresaka indray,
> >
> > GR--- On Tue, 1/27/09, Adrien Ratsimbaharison
> <aratsimbaharison@...> wrote:
> > From: Adrien Ratsimbaharison <aratsimbaharison@...>Subject:

> To: "Serasera Gasigasy" <serasera@...>, "Hetsika Diaspora"
> <hetsika_diaspora@...>, "Serasera Malagasy"
> <serasera@...>Date: Tuesday, January 27, 2009, 1:25 AM
> >
> >
> >
> >
> >
> >
> >
> > Miarahaba,
> >
> > Tsy anarchist ny tenanay no sady tsy faly @ fahavoazan' ny sasany,
> sy ny fatiantoka miditra @ firenena noho ny fahasimban-javatra. Nefa
> na dia izany aza dia mihevitra fa nisy nilana azy iny fietseham-
> bahoaka iny. Ary dia miombon-kevitra @ Ingahy Thomas Jefferson
> izahay ka milaza hoe:
> > "a little rebellion now and then is a good thing, and as necessary
> in the political world as storms in the physical. Unsuccessful
> rebellions, indeed, generally establish the encroachments on the
> rights of the people which have produced them."
> >
> > Ingahy Jefferson moa hoan' izay tsy mahatadidy dia tsy communist na
> anarchist, fa anisan' ny "founding father" (ray aman-dreny mpamorona
> ny Bekitana) no sady mpanoratra ny Declaration of Independence sy
> President faha-3. Ka arak' io voalazany io, ny mety ahatahorana dia
> izao: raha tsy mahomby ny rebellion dia mety maningotra ny zon' ny
> vahoaka izay nanao azy.
> >
> > Ka ny tena fanontaniana mipetraka dia izao: Nanomby ve sa tsy
> nahomby ny fietsiketsehana? Hiala am-panajana ve Ravalomanana mba
> ahafahan' ny hafa manorina firenena tena demokratika sy manaja ny
> zon' olombelona? Raha tsy hitondra mankany @ io tanjona io ny
> fihetsiketsehana dia heveriko fa tsy nahomby ary dia ho marina ny
> voalazan' i Jefferson eo ambony. Rahampitso @ fihaonan' izy roalahy
> miaraka @ ray aman-dreny no ahitana ny dingana manaraka.
> >
> > Io no valin-teny tsotsotra asetrinay am-panajana ireo olona
> malahelo mafy fa mety ho very seza Ravalomanana, na mety tsy ho
> tanteraka ny manda-tehezana tiany hajoro, na mety tsy ho lafo @
> Koreana ny tany tiany hamidy, ary mety tsy ho azony atao ny manampim-
> bava ny olona te-hilaza ny heviny, sns...
> >
> > Vahoaka noana sy tena efa leo tanteraka ny tsindry hazolena sy didy
> jadona no heverinay fa nihetsika, ka mazava loatra matahotra ny elita
> sasany mialokaloka aty ivelany.
> >
> > Izay indray aloha fa dia miandry ny vaovao farany,
> >
> > Adrien Ratsimbaharison
> > Columbia, SC
> > _________________________________________________________________
> > So many new options, so little time. Windows Live Messenger.
> > http://www.microsoft.com/windows/windowslive/messenger.aspx
> >
>
>
>
> ------------------------------------
>
> Mandraisa anjara amin'ny fanohanana ny serasera
> http://lisitra.serasera.org/content/view/24/54/
>
> Liens Yahoo! Groupes
>
> <*> Pour consulter votre groupe en ligne, accédez à :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/
>
> <*> Vos options mail :
> Mail individuel | Traditionnel
>
> <*> Pour modifier vos options avec le Web, allez sur :
> http://fr.groups.yahoo.com/group/serasera/join
> ((Compte Yahoo! requis)
>
> <*> Pour modifier vos options par mail :
> mailto:serasera-digest@...
> mailto:serasera-fullfeatured@...
>
> <*> Pour vous désincrire de ce groupe, envoyez un mail à :
> serasera-desabonnement@...
>
> <*> L'utilisation de Yahoo! Groupes est soumise à l'acceptation des :
> http://fr.docs.yahoo.com/info/utos.html
>
How fun is this? IMing with Windows Live Messenger just got better.