RICKY au NEW MORNING : Manalazy au temple du Jazz Pour leur second concert, nos amis de chez OnStage ont décidé d'inviter Olombelo Ricky au New Morning le...
KANTO PROD
kantoprod@...
31. Août 2009 21:04
Izay manafina ny fahotany tsy hambinina, fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo. Ohabolana 28:13...
Raha miray Amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. Jaona 15:7...
Miadia ny ady tsara ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny...
Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa. Jaona 14:3...
Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahanao toerana; mamindra fo amiko, ka henoy ny...
Fa ho avy tokoa amin'ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina.Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny. Salamo...
Mifandefera, ka mifamelà heloka hianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo [Kristy] ny helokareo no aoka mba hamelanareo...
Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.Izy no...
Fa isika tsy mandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen ' Andriamanitra antsika. ...
Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra. Fa izay manota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna...
Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka...
Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra; izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. Jaona...
Anaro ny mpanan-karena amin'izao fiainana izao mba tsy hiavonavona na hatoky ny harena miovaova, fa Andriamanitra, Izay manome antsika malalaka ny zavatra...
Fa hianareo kosa ry malala, dia ataovy izay handrosoanareo amin'ny finoanareo masina indrindra, ka mivavaha ao amin'ny Fanahy Masina;ary tehirizo ny tenanareo...
Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy; Jehovah ô, faingà na hamonjy ahy Salamo 40:13 Aoka ho sitraky ny fonao, Jehovah ô, ny hanafaka ahy;...