Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Saviez-vous que vous pouvez partager des photos sur Yahoo! Groupes ? Ah non, mais je crée mon groupe !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Soratra Masina   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #30183 sur 34639 |
Soratra Masina

Jehovah no miandany amiko ka tsy hatahotra aho, inona no azon'ny olona atao amiko?
Salamo 118:6


Lundi 11. Août 2008  12:00

rchristallina
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #30183 sur 34639 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Mahasambatra kokoa ny manome noho ny mandray. Asan'ny apostoly 20:35(b)...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Août 2008
9:53

Jehovah no miandany amiko ka tsy hatahotra aho, inona no azon'ny olona atao amiko? Salamo 118:6...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
11. Août 2008
12:00

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
12. Août 2008
7:50

Koa tahaka ny nandraisanareo an'i Kristy Jesosy Tompo, dia mandehana ao aminy araka izany koa. Kolosiana 2:6...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
13. Août 2008
7:42

Avant-première exceptionnelle du concert de JAOJOBY A L'OLYMPIA à la Fnac Montparnasse. JEUDI 11 SEPTEMBRE 2008 à 17h30 Concert SHOW CASE suivi d'une...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
8. Septembre 2008
19:18

J-4 pour JAOJOBY À L'OLYMPIA. Les artistes sont arrivés et participent à de nombreuses actions de promotion auprès des médias. Si vous n'avez pas encore...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
16. Septembre 2008
14:59

J-4 pour JAOJOBY À L'OLYMPIA. Les artistes sont arrivés et participent à de nombreuses actions de promotion auprès des médias. Si vous n'avez pas encore...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
16. Septembre 2008
15:00

http://www.kantoprod.com/un_Roi_a_Paris.html _________________________________________________________________ Téléphonez gratuitement à tous vos proches...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
19. Septembre 2008
8:19

SAMEDI 14 FÉVRIER 2008... Plus qu'une petite semaine avant le concert de nos deux Légendes BEKOTO et LOLO au New Morning. Il reste encore des places dans les...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
6. Février 2009
13:19

ILS SONT DE RETOUR ! Après l'énorme succès de LA CIGALE il y a tout juste un an, Kanto retrouve LOLO et sa bande pour deux rendez-vous immanquables en...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
6. Avril 2009
12:12

Salama,Après les concerts de L'Olympia, la LÉGENDE revient à Paris pour un concert unique dans une des meilleures salles parisienne : La Cigale. Dama, Dada;...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
22. Mai 2009
19:58

FARADOBOKA ! Profitons des MAHALEO car nous les reverrons pas avant 3 ANS, en 2012 lors de la célébration de leur 40ème anniversaire. Ils comptent sur nous...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
1. Juillet 2009
13:11

RICKY au NEW MORNING : Manalazy au temple du Jazz Pour leur second concert, nos amis de chez OnStage ont décidé d'inviter Olombelo Ricky au New Morning le...
KANTO PROD
kantoprod@...
Envoyer un message
31. Août 2009
21:04

Izay manafina ny fahotany tsy hambinina, fa izay mitsotra ka mahafoy azy no hahazo famindrampo. Ohabolana 28:13...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
18. Août 2008
10:09

Ny lanitra sy ny tany ho levona fa ny teniko tsy mba ho levona. Matio 24:35...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
19. Août 2008
14:27

Raha miray Amiko hianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. Jaona 15:7...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
20. Août 2008
6:52

Miadia ny ady tsara ny finoana, hazony ny fiainana mandrakizay; fa ho amin'izany no niantsoana anao koa sy nanaovanao ilay fanekena tsara teo imason'ny...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
21. Août 2008
6:48

Aoka ny ratsy fanahy hahafoy ny lalany, ary ny tsy marina hahafoy ny helony; ary aoka hiverina amin'ny Jehovah ireny, fa hamindra fo aminy Izy, eny, ho...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
22. Août 2008
6:58

Ary raha handeha hamboatra fitoerana ho anareo Aho, dia ho avy indray ka handray anareo ho any amiko, ka izay itoerako no hitoeranareo koa. Jaona 14:3...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
23. Août 2008
12:47

Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, Koa ankehitriny dia efa miposaka izany; Tsy hahalala izany va hianaoreo? Eny, any an'efitra no hanaovako làlana Ary...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
24. Août 2008
9:03

Raha miantso aho, mamalia ahy, ry Andriamanitry ny fahamarinako ô; Raha tao an-katerena aho, dia nohalalahanao toerana; mamindra fo amiko, ka henoy ny...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
25. Août 2008
14:32

Fa ho avy tokoa amin'ny fotoana Aho; eny, Izaho no hitsara marina.Mihorohoro ny tany sy ny mponina rehetra eo aminy, nefa Izaho no nanorina ny andriny. Salamo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
26. Août 2008
9:03

Mifandefera, ka mifamelà heloka hianareo, raha misy manana alahelo amin'ny sasany; tahaka ny namelan'ny Tompo [Kristy] ny helokareo no aoka mba hamelanareo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
27. Août 2008
9:28

Tamin'ny voalohany ny Teny, ary ny Teny tao amin'Andriamanitra, ary ny Teny dia Andriamanitra.Izy dia tao amin'Andriamanitra tamin'ny voalohany.Izy no...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
28. Août 2008
8:54

ANAKA, mihainoa ny ana-drainao, Ary aza mahafoy ny lalàn-dreninao; Fa fehiloha tsara tarehy amin'ny lohanao izany Ary rado amin'ny vozonao. Anaka, raha...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
29. Août 2008
9:31

Fa isika tsy mandray ny fanahin'izao tontolo izao, fa ny Fanahy Izay avy amin'Andriamanitra, mba ho fantatsika izay zavatra nomen ' Andriamanitra antsika. ...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
30. Août 2008
12:21

Fa tsy misy fizahan-tavan'olona amin'Andriamanitra. Fa izay manota tsy nanana ny lalàna dia ho very tsy manana ny lalàna; fa izay nanota nanana ny lalàna...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
31. Août 2008
12:56

Fa raha mandeha eo amin'ny mazava isika, tahaka Azy eo amin'ny mazava, dia manana firaisana isika, ary ny ran'i Jesosy Zanany no manadio antsika ho afaka...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Septembre 2008
9:59

Fa na iza na iza mitandrina ny teniny, dia tanteraka ao aminy marina tokoa ny fitiavana an'Andriamanitra; izany no ahafantarantsika fa ao aminy isika. Jaona...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Septembre 2008
10:54

Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Septembre 2008
9:07
 Premier  |  |  Dernier 
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide