Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Un hobby, une passion ? Partagez, c'est si bon d'en parler avec les autres ! Je crée mon groupe.

Messages

  Messages Aide
Avancée
Vaovao mahafaly   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #30092 sur 34639 |
RE: Vaovao mahafaly

Dia miray feo @ namana rehetra ka manolotra ny fiarahabana an'i Désiré.
 
> ... raha misy
> olona afaka mi-'formuler' tsara @ fomba ara-teknika ny tena zavatra
> ilaina any amintsika fa tsy hangata-bola lava, dia vonona ihany koa
> aho ny hanome valiny ara-teknika na hanampy @ izay mety ho vitako ...
 
Afaka mi-bilaogy hono i Désiré, hoy Thierry teo, nefa koa azo atomboka eto ny fifanakalozan-kevitra (mety mandalo eto ihany ilay 'olona afaka mi-formuler'... )
 
Ny ahy izao, rahefa manarakaraka vaovao aty, dia be ny fanontaniana manitikitika ahy. Na dia tsy 'teknika' aza ilay izy, dia mino aho fa manan-kambara i Désiré.
 
1- ilay vidin'ny angôvo izao toa tsy mitsahatra ny miakatra. Nahita fanadihadiana anefa aho, fa hoe, noho ny geopolitique (korontana any Nigeria sy Iran sns...), sy ny 'speculation' @ ireo, no mahatonga ity vidiny miakatra. Satria na dia eo aza ny fitomboan'ny filàn'i Sina sy India sns, dia mbola ampy hono ny voatrandraka sy ny rezerva eo (misy rezerva vaovao trandrahina koa mantsy, toa ny aty Kanada hono). Ka mitombona ve izany ?
Satria mantsy, ny any Mada, toa hotry ny manisy 'subvention' (http://www.madagascar-tribune.com/40-milliards-d-ariary-de,7500.html), izay hotry ny mitombona raha hiverina hidina sy ho stable any @ 100$ ny baril any ny solika. Fa raha sanatria mbola hiakatra io, dia izay vao hitsefotra mafibe ny any noho ity subvention izay tsy ho hàry ho zaka mandrakizay...
 
2- Hotry ny nahita koa aho fa mora kokoa hono ny nucleaire (prix de revient au kWh), ary i Raoelina Andriambololona koa toa manondrotondro an'io (http://www.madagascar-tribune.com/Le-nucleaire-est-l-avenir-du-pays,2239.html). Ka mitombona ve izany ? Dia azo na hoe mora ampiharina any Mada ve izany ? Ny @ nucleaire mantsy, raha izaho manokana, dia atahorako : ny angôvo hafa raha misy olana dia hitahita eo ihany ny fahavoazana, fa ny nucleaire dia...
 
mandrapiresaka
 
haja


Send a smile, make someone laugh, have some fun! Start now!

Jeudi 3. Juillet 2008  21:47

r_haj
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #30092 sur 34639 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Mahafaly ny mampandre fa nahazo ny Prix du Conseil Général de Seine et Marne (France) sy ny Prix du Public ny artista malagasy iray tao amin'ny fampisehoana...
Rary
rary@...
Envoyer un message
29. Novembre 2005
17:39

Miarahaba antsika rehetra! Faly aho mampandre antsika rehetra mpiray tanindrazana fa afak'omaly 23 jiona dia afaka ny fanadinana HDR (Habilitation a Diriger...
Desire Rasolomampionona
ddauphin
Messenger Envoyer un message
30. Juin 2008
5:21

... [...] ... Faly ary miarahaba anao noho izany zava-dehibe mahafaly ary misesy izany! ... Ataoko fa mety hisy marina ny fangatahana hevitra sy ny sisa toy...
Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@...
Envoyer un message
30. Juin 2008
6:18

Miarahaba anao tafita soa tamin'ny fanadinana ary mbola nahazo andraikitra goavana ihany koa manaraka izany. Tsy misy tsara toy izany hoe nahatratra ny tanjona...
Ramorasata Harinaivo ...
harinaivo_mes
Messenger Envoyer un message
1. Juillet 2008
18:14

Dia miray feo @ namana rehetra ka manolotra ny fiarahabana an'i Désiré. ... Afaka mi-bilaogy hono i Désiré, hoy Thierry teo, nefa koa azo atomboka eto ny...
R haj
r_haj
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
21:47
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide