Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de ma famille ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Tr: [serasera] Vaovao mahafaly   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #30086 sur 34637 |
Re: [serasera] Re: Tr: Vaovao mahafaly

Miarahaba,
 
Dia mamerina ny fiarahabana anao indray Desire R. Mahavita be...ary mahaleova mahalasana dia ho reharehan'ny firenena niavianao. Ho hambinin'Andriamanitra.
 
Mamaly ny sosokevitr'i Helisoa aho.
Be ny fanahizana mety hampiarina any Madagasikara ary be ny manampahaizana METY hampiova ny fahantrana sy hitondra fampandrosoana...
 
Ny fanontaniako dia ny hoe VONONA tokoa ny handray izany amin'ny fo tsotra te handroso ve ny malagasy (fitondrana isan'ambaratonga, ny tsirairay????) - satria na ho inona finiavan'ny manampahaizana enjiniera sy ny hafa...raha tsy raisin'ny any an-toerana dia rano raraka ihany...
 
Ary koa na dia faran'ny mahantra aza isika, anisan'ny maloto rivotra indrindra (pollution), anisan'ny be zaza maty indrindra, be harena voajanahary atahorana ho ringana indrindra, be tsy mahay mamaky teny sy manoratra, be mponina mpialona sy mpisompatra amin'ny fahasoavana azon'ny hafa, ...moa ve mbola misy tokoa herimpo avy amin'ny manampahaizana ho sahy hiatrika ny riaka mandifotra mila hanenika ny fanantenan'ny firenena?
 
Mialy,
NC, USA
 
PS: eny mafy ihany ny milaza ny arina an-tava kanefa dia heno manimba zavatra loatra ny toetsaina toy ireny...koa angamba fotoanany ny hilazana izany?

----- Original Message ----
From: Olga HELISOA <olga.helisoa@...>
To: olivier.ramambason@...
Cc: serasera@...
Sent: Thursday, July 3, 2008 3:28:52 AM
Subject: re: [serasera] Re: Tr: Vaovao mahafaly

Mamangy,

Désiré Rasolomampionona,

MIARAHABA NITSIKIN'ny VITANA koa NAHATONTOSA NY EFAINA !
Mirary ny hifanasoa indrindra amin'ny Tanindrazana sy ny Mpiray Ra !

Atoa isany Rao sy Désiré Rasolomampionona,

Maro tokoa ireo miandry antsika Malagasy momba ny technologie ary ataoko fa
isika rehetra na aty an-toerana na am-pita mahafantatra fa tsy misy niraika
ny hametraka zava-maharitra sy goavana tao Madagasikara !
Koa ankehitriny dia tonga ny fotoana, anjaratsika mahatsapa tena sy afaka
manao izany no misikina !

Amiko,
Ireto no hilaina aloha :
- Inventaire ny PATRIMOINE ENERGETIQUE- tsika  (ETAT DE LIEUX)
- Fixer Contexte énergétique/géographique/socio-économique ao Madagasikara =>
*Fixer NORMES SPECIFIQUES mais INTEGRES DANS LE SYSTEME INTERNATIONAL
*Fixer OBJECTIFS DIRECTEURS en vue d'IMPLANTER DES INSTALLATIONS COMPETITIFS:
- réduction au maximum des coûts énergétiques
- adaptation aux paysages socio-économiques malgaches : accessibilité
 aux familles moyennes
- Priorité aux conceptions écologiques (HQE Haute Qualité Ecologiqe)
* Mba tiako hasian-teny fohy ny momba ity  "écologique" ity
HITANDREMATSIKA TSY HANIMBA NY TONTOLO IAINANA (ohatra atao VITSY NY EOLIENNE
GOAVANA be !)
Zava-baovao no ilaitsika Malagasy sy eto Madagasikara koa anjaratsika
MAMETRAKA NY fenitra tiantsika ho tontosaina sy tratrarina ara-pirenena.


Fantatsika fa TSY AZO SARAHINA ny FAMPIANARANA SY NY FIKAROANA .
Koa raha tiantsika HANDROSO HAHARAKA NY FIVOARANA ERAN-TANY
I MADAGASIKARA dia
Méthodologie intégrée à la vie économique/sociale NATIONALE
ET INTERNATIONALE izay tsy misy eto an-toerana
sy vitsy eran-tany no ilaintsika Malagasy 
=> Circuit entre Enseignements/ Recherches/ Entreprises/ Population Civile

Eto dia "Ilaina ny mahafantatra tanteraka ny ILAIN'ny MPONINA MALAGASY
(en partant de la base FOKOTANY, FOKONOLONA en allant vers les
recherches car c'est seulement dans ce sens  que les recherches
dovient leur nom de "Recherches appliquées" et 
prennent leur vraie valeur)

Vao ny dingana voalohany io !

Mirary soa antsika lalandava,


Olga HELISOA
Docteur en Géographie
HELI'S MADAGASCAR E-Enseignement

http://www.helis- madagascar. info
http://rahelys. unblog.fr
http://www.freewebs .com/whoiswhomad a


*********

> Message du 02/07/08 19:05
> De : "rao"
> A : serasera@serasera. com, HETSIKA-DIASPORA@ yahoogroupes. fr, madpsrc@yahoogroupe s.fr
> Copie à : serasera@yahoogroup es.fr, philippe.rajaona@ club-internet. fr
> Objet : [serasera] Re: Tr: Vaovao mahafaly
>
>

>

> Désiré,

>  

> Tsara sy kanto izany DSc vao notrotroinareo izany, koa arahabaina ary mbola mirosoa amin'ny lalindalina kokoa amin'ny fitantanana ny departemantan' ny angovo eto amin'ny oniversitenareo.

>  

> Izaho manokana nanomboka tamin'ny voalohan'ny taona dia nanao audit/expertise/ optimisation enerzetika tamin'ny "patinoires" na "grands magasins" na "immeubles administratifs" aty amin'ity Suisse andrefana ity. Afaka nampihena 20% ny "facture énergétique" n'ireo mpanjifa nanome ireto "mandats". Satria "surdimentionnées" daholo ny "installations CVAC + éclairages + congélation pistes + régulation" misy. Ka asa ilay metodolojia ampiasainay aty, izay toa mahefa, raha azo iadian-kevitra sy ifampizarana ronono. Tsy resaka fampianarana ihany fa ilay "mandats" hahazoam-bola ihany koa.

>  

> Atsahatro eto sao maha-monamonaina ny hafa tsy tia Thermo/Electrotech, fa dia misokatra amin'ny vazan-tany efatra ny fifanakalozana ary.

>  

> "Aza miala aloha an ..."
> --rao
>
>

 
----- Message d'origine -----
De: philippe.rajaona@ club-internet. fr
Date: Tue, 1 Jul 2008 01:25:11 +0200
Sujet: Tr: [serasera] Vaovao mahafaly
À: HETSIKA-DIASPORA@ yahoogroupes. fr, madpsrc@yahoogroupe s.fr, serasera@serasera. com
Cc: serasera@yahoogroup es.fr

> Miarahaba,

>  

> Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré Rasolomampionona, izay (tsy nolazainy) fa sady mampianatra (maitre de conférences) ao Varsovie no mampianatra eto France any Béthune, mahafehy tanteraka ny teny ara-panjakana malagasy (malagasy, frantsay ary anglisy) miampy ny teny... paolaone !!!... sy ny fitendrena gitara, sy ...

>  

> Favy e !!!

>  

> Mirary soa indrindra.

>  

> Ankalazao koa ny malagasy hafa mahavita zavatra na nahatratra tanjona e !

>  

> Ianao io Herizakanirina, aza mitsaoka lavitra fa mba zarao aminay re ny voan-dalana nentinao avy tany USA tany a! Misaotra mialoha. 

>  

> Ph Rajaona

> Paris 

>  

>  

>  

> A: serasera@yahoogroup es.fr
> De: Desire Rasolomampionona
> Date: Mon, 30 Jun 2008 07:21:36 +0200
> Sujet: [serasera] Vaovao mahafaly
> boundary="Psc-dEUmfwjkYfXLjTA jpswDWhospuhfZwg pfpH"
>
>

>
> Miarahaba antsika rehetra!
>
> Faly aho mampandre antsika rehetra mpiray tanindrazana fa afak'omaly
> 23 jiona dia afaka ny fanadinana HDR (Habilitation a Diriger des
> Recherches), DSc hoy ny anglosaxons (diplaoma manaraka ny PhD io
> saingy tsy dia misy loatra any @ firenena toy ny USA na UK) teto @
> Ecole Polytechnique eto Varsovie ny tenako.
>
> 4 ora no faharetan'ny "tortures" ary 20 min. ihany no mikasika ny
> these. Ny ambiny dia examen oral eo anatrehan'ny Filan-kevitry ny
> Faculte d'Electricite sy ny membres-ny jury (presence obligatoire de
> tous les profs titulaires et des scientifiques autonomes titulaires
> de HDR) ary fandinihana ny zava-bitako rehetra teo @ lafiny
> scientifique sy organisationnnel.
>
> Omaly ihany koa dia voafidin'ny mpiara miasa amiko ho responsable- ny
> Departement Controle et Protection (Electric Power Protection and
> Control - Head of Department) ato @ Institut de l'Energie eto @ Poly
> ihany no tenako. @ 1 septambra aho no mandray io adidy goavana io.
> Androany ny Filan-kevitry ny Faculte d'Electricite no hanapaka
> mikasika an'io (ratification) .
>
> Izay vao sambany hisy vahiny hitana an'izany toerana ambony izany
> teto @ ity Ecole ity (Ity no Ecole Polytechnique no 1 eto Pologne).
> Iaraha-mahalala fa ny resaka angovo no mahavaky loha ny be sy ny maro
> @ izao fotoana izao.
>
> Ny mahatonga ahy manoratra ity e-mail ity dia satria iaraha-mahalala
> ihany ny fahasahiranana any amintsika mikasika ity angovo ity.
> Hitombo dia hitombo ny andraikitro atsy ho atsy kanefa raha misy
> olona afaka mi-"formuler" tsara @ fomba ara-teknika ny tena zavatra
> ilaina any amintsika fa tsy hangata-bola lava, dia vonona ihany koa
> aho ny hanome valiny ara-teknika na hanampy @ izay mety ho vitako
> noho ny adidy iandraiketako eto an-toerana (na dia azonareo an-tsaina
> tsara fa dia hihena dia hihena tokoa ny fotoana malalaka hananako
> noho ny adidy vaovao miandry ahy.
>
> Dia mirary soa antsika rehetra.
>
> Desire Dauphin Rasolomampionona
> Warsaw University of Technology, Institute of Electric Power Engineering
> tel: 48-22-2347351, cell: +48(0)605 533 212, fax: 48-22-2345617
>
>

 




Jeudi 3. Juillet 2008  11:59

mialyrabe2@...
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #30086 sur 34637 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Flashmail Miarahaba, Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré...
philippe.rajaona@...
philippe_raj...
Messenger Envoyer un message
30. Juin 2008
23:25

Miarahaba,   Ary arahabaina manokana i Desire Dauphin fa tafita @ izany tanjona ambony dia ambony @ akademia any Pologne izany.  Ary dia tsofina rano ianao...
Adrien Ratsimbaharison
aratsimbaharison@...
Envoyer un message
1. Juillet 2008
9:38

Miarahaba, Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré Rasolomampionona,...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2008
17:05

Mamangy, Désiré Rasolomampionona, MIARAHABA NITSIKIN'ny VITANA koa NAHATONTOSA NY EFAINA ! Mirary ny hifanasoa indrindra amin'ny Tanindrazana sy ny Mpiray Ra...
Olga HELISOA
olga.helisoa@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
7:28

Miarahaba,   Dia mamerina ny fiarahabana anao indray Desire R. Mahavita be...ary mahaleova mahalasana dia ho reharehan'ny firenena niavianao. Ho...
Mialy Rabe
mialyrabe2@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
12:00

Mamerina ny fiarabana antsika rehetra eto @ serasera, rehefa ela tsy naharay vaovao satria nahaton'ny yahoo groups kay ny fandefasana mailaka tamiko noho ny...
Thierry Andriamirado
thierry.andriamirado@...
Envoyer un message
3. Juillet 2008
16:13

Miray fo sy tso-drano amin'ireo efa niteny teo aloha. Betsaka ny olona manana faniriana tsara ny hampandroso, maro ireo manam-pahaizana manana ny fitiavana ny...
Johanesa
johanesa_nirina
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
15:30

Miarahaba, Sady mampita ity hafatra ity ho an'ny sehatra HD, Madprsc ary Serasera.com no faly miarahaba eram-po eran-tsaina an'i Désiré Rasolomampionona,...
rao
madacorp
Messenger Envoyer un message
4. Juillet 2008
10:54

Manahoana Hoy Rao :> Isika (gasy) rahateo manana loharanon'angovo be dia be tsy voatrandraka... ... Toa mampatahotra ihany. Ny Beravina koa izao efa...
R haj
r_haj
En ligne Envoyer un message
4. Juillet 2008
21:48
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide