Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Saviez-vous que vous pouvez partager des photos sur Yahoo! Groupes ? Ah non, mais je crée mon groupe !

Messages

  Messages Aide
Avancée
TSARA NY TOMPO   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #30083 sur 34632 |
TSARA NY TOMPO

Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao , dia mifadia ny ratsy rehetra.
 
Deoteronomia 23 : 10


Envoyé avec Yahoo! Mail.
Une boite mail plus intelligente.

Jeudi 3. Juillet 2008  5:08

randrieliane
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #30083 sur 34632 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Ary Abrahama nino an'Andriamanitra dia nisaina ho fahamarinanay izany . Romana 4 : 3b ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Ary...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Juillet 2008
7:48

Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao , dia mifadia ny ratsy rehetra. Deoteronomia 23 : 10 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
3. Juillet 2008
5:08

Raha tonga ny fiavonavonana , dia tonga koa ny fahafaham-baraka ; Fa ao amin'ny manetry tena no misy fahendrena . Ohabolana 11 : 2 ... Envoyé avec Yahoo!...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
7. Juillet 2008
7:31

Mifalia mandrakariva , mivavaha ka aza mitsahatra . 1 Tesaliniana 5 : 16-17 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Mifalia...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
8. Juillet 2008
6:18

Sambatra izay mitandrina ny mety ka manao ny marina mandrakariva . Salamo 106 : 3 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Sambatra...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
9. Juillet 2008
5:40

Fa mahatoky ny Tompo , Izay hampahery sy hiaro anareo tsy ho azon'ny ratsy . 2 Tesaloniana 3 : 3 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
10. Juillet 2008
7:11

Aza mamaly ratsy na amin'iza na amin'iza .Miomana hanao izay mahamendrika eo imason'ny olona rehetra . Romana 12 : 17 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
11. Juillet 2008
6:14

Tsy amin-kery na amim-pahatanjahana fa amin'ny Fanahiko hoy Jehovah Tompon'ny maro . Zakaria 4 : 6b ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
14. Juillet 2008
7:18

Ao amin'ny maizina no iposahan'ny mazava ho an'ny mahintsy . Salamo 112 : 4a ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Ao amin'ny maizina...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
15. Juillet 2008
6:56

Ho foanako ny fahendren'ny hendry ary holaviko ny fahalalan'ny mahalala . I Korintiana 1 : 19 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente....
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
16. Juillet 2008
8:43

Izay tsy mbola hitan'ny maso ary tsy mbola ren'ny sofina , na niditra tao am-pon'ny olona , na inona na inona no efa namboarin'Andriamanitra ho an'izay tia...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
17. Juillet 2008
5:51

Madio avokoa ny zavatra rehetra raha amin'ny olona madio ; fa raha amin'ny olona voaloto sady tsy mino kosa dia tsy misy madio na inona na inona ; fa voaloto...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
21. Juillet 2008
6:01

Raha mbola maharitra koa ny tany , dia tsy hanam-pitsaharana ny taom-pamafazana sy ny taom-pijinjana , ary ny hatsiaka sy ny hafanana ary ny fahavaratra sy...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
22. Juillet 2008
5:52

Raha hiverina hianao ry Isiraely , hoy Jehovah , dia amiko no hiverenanao , ary raha hanaisotra ny fahavetavetanao tsy ho eo imasoko hianao dia tsy hivezivezy...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
23. Juillet 2008
5:38

Fa alom-boavidy hianareo , ka aza mety ho andevon'olona .Ry rahalahy , aoka ny olona rehetra samy hitoetra amin'Andriamanitra ao amin'izay niantsoana azy avy ....
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
24. Juillet 2008
5:24

Fa aoka tsy hisy eo aminareo hijaly satria mpamono olona na mpangalatra , na mpanao ratsy , na mpiraharaha ny an'olona .Fa raha misy mijaly satria Kristiana ,...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
4. Août 2008
7:47

Dia , indro hotanterahiko tokoa ny fanasitranana azy , eny , hositraniko izy ary hasehoko aminy ny haren'ny fiadanana sy ny fahamarinana . Jeremia 33 : 6 ... ...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
20. Août 2008
5:02

Esory aminareo ny fo-lentika rehetra sy ny fahavinirana sy ny fahatezerana sy ny fitabatabana sy ny fitenenan-dratsy ary ny lolo-po rehetra . Efesiana 4 : 31 ...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
21. Août 2008
7:38

Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalala ary fifaliana ; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory , mba hisy...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
22. Août 2008
5:55

Ankino amin'i Jehovah ny asanao dia ho lavorary izay kasainao . Ohabolana 16 : 3 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Ankino amin'i...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
25. Août 2008
6:07

Koa rehefa nahare ny amin'i Jesosy izy , dia nakeo ivohony namaky ny vahoaka ary nanendry ny lambany .Fa hoy izy : na dia ny fitafiany ihany aa no voatendriko...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
26. Août 2008
5:25

Ny fireharehan'ny fon'ny olona mialoha ny fahasimbana , fa ny fanetren-tena mialoha ny voninahitra . Ohabolana 18 : 12 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
27. Août 2008
6:05

Fa na iza na iza no ta-hamonjy ny ainy , dia hahavery azy ; ary na iza na iza no hahavery ny ainy noho ny amiko si ny filazantsara , dia hamonjy izany.Fa onona...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
29. Août 2008
6:24

Sambatra izay henjehina noho ny fahamarinana fa azy ny fanjakan'ny lanitra . Matio 5 : 10 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. ...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
1. Septembre 2008
6:45

Fa satria nalaim-panahy ny tenany tamin'ny fahoriana nentiny , dia mahavonjy izay alai-panahy koa Izy . Hebreo 2 : 18 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
2. Septembre 2008
7:48

Raha manasa olona amin'ny sakafo antoandro na ny sakafo hariva hianao , dia aza ny sakaizanao na ny rahalahinao, na ny havanao , na ny namamao manaan-karena no...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
4. Septembre 2008
6:11

Ary na dia omeko hohanin'ny malahelo aza ny fananako rehetra , ary na dia atolotro hodorana aza ny tenako , KANEFA tsy manana fitiavana aho dia tsy mahasoa ahy...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
5. Septembre 2008
6:49

Fa raha ny ran'osilahy sy ny ran'ombilahy ary ny lavenom-batotr'ombivavy afafy amin'yzay voaloto no manamasina hatramin'ny fanadiovana ny nofa , mainka fa ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
9. Septembre 2008
7:11

Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin'i Jehovah .Aoka hasandratsika amin'Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
10. Septembre 2008
7:26

Ho azon'ny tananao ny fahavalonao rehetra , Eny ho azon'ny tananao ankavanana ny mankahala anao . Salamo 21 : 8...
randri eliane
randrieliane
Messenger Envoyer un message
11. Septembre 2008
10:24
 Premier  |  |  Dernier 
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide