Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe des anciens de mon école ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Soratra Masina   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #29912 sur 34641 |
Soratra Masina

Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady mahatoky no marina indrindra
Isaia 25:1


Lundi 12. Mai 2008  14:23

rchristallina
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #29912 sur 34641 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Fa maty ny tena, raha tsy misy fanahy, ary maty toy izany koa ny finoana, raha tsy misy asa Jakoba 2:26...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
10. Mai 2008
12:25

Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
12. Mai 2008
14:23

Jehovah manohana izay rehetra efa ho lavo Sy mampitraka izay rehetra mitanondrika Salamo 145:14 __________________________________________________ Do You...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
13. Mai 2008
9:30

Miaro izay rehetra tia Azy Jehovah; Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany. salamo 145:20 __________________________________________________ Do You Yahoo!?...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
14. Mai 2008
9:34

Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. Jaona...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
15. Mai 2008
9:26

Izay olona mahatoky tokoa dia ho be fitahiana. Ohabolana 28:20(a)...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
16. Mai 2008
7:28

Jehovah ô, Hianao no fialofako; Aoka tsy ho menatra akory mandrakizay aho. Salamo 31:1 Jehovah ô, Hianao no fialofako; Aoka tsy ho menatra akory mandrakizay ...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
17. Mai 2008
13:34

Ary raha misy mandre ny teniko ka tsy mitandrina, Izaho tsy mitsara azy; fa tsy tonga hitsara izao tontolo izao Aho, fa hamonjy izao tontolo izao. Jaona 12:47...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
18. Mai 2008
10:27

Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satroboninahitra reharehanay? Moa tsy hianareo eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin'ny fihaviany va?...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
19. Mai 2008
9:19

Fa antomotra ny faran'ny zavatra rehetra; koa hendre ka mahonona tena ho amin'ny fivavahana. petera voalohany 4:7...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
20. Mai 2008
9:33

Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny[Gr. nomen'] Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
21. Mai 2008
10:55

Fa efa tonga mpiombona amin'i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan'ny fahatokiantsika hatramin'ny farany; raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
22. Mai 2008
9:34

Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena Romana 10:10 __________________________________________________...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
23. Mai 2008
9:43

Sambatra ny olona izay miantra ka mampisambotra; Tsy mba ho resy eo am-pitsarana izy. Salamo 112:5...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
24. Mai 2008
15:32

Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy Romana 10:17 __________________________________________________ Do...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
26. Mai 2008
9:09

Fa Jehovah no manome fahendrena; Avy amin'ny vavany no ihavian'ny fahalalana sy ny fahazavan-tsaina. Ohabolana 2:6...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
27. Mai 2008
7:34

Ny anjelin'i Jehovah mitoby manodidina izay matahotra Azy ka mamonjy azy. Salamo 34:7...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
28. Mai 2008
8:18

Ary hianareo ray, aza mampahatezitra ny zanakareo, fa tezao amin'ny famaizana sy ny fananaran'ny Tompo izy. Efesaian 6:4...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
29. Mai 2008
7:51

Aza manao fitsarana miangatra, aza mizaha tavan'olona, ary aza mandray kolikoly; fa ny kolikoly mahajamba ny mason'ny hendry ary mamadika ny tenin'ny marina. ...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
30. Mai 2008
9:51

Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena Korintianan voalohany 1:18...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
31. Mai 2008
13:33

Tsara ny sombi-mofo maina misy fiadanana Noho ny trano feno hena misy fifandirana. Ohabolana 17:1...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
1. Juin 2008
13:19

Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby Ohabolana 12:1 __________________________________________________ Do You Yahoo!? En finir...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
2. Juin 2008
9:24

Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba hisy...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
3. Juin 2008
8:32

Ataovy toy ny fanombohan-kase ao ponao aho sy  toy ny fanombohan-kase eo an tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, Masiaka tahaka ny...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
4. Juin 2008
9:19

Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
5. Juin 2008
9:37

Fihirana fiakarana*. Izay matoky an'i Jehovah dia tahaka ny tendrombohitra Ziona, izay tsy mihetsika, fa mitoetra mandrakizay. Salamo 125:1 ...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
6. Juin 2008
9:54

Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masina izany Efesiana...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
7. Juin 2008
12:22

Andriamanitra no heherezantsika; Fa Izy no hanitsakitsaka ny fahavalontsika. Salamo 108:13...
Christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
8. Juin 2008
9:20

Ary izao ny teny renay taminy ka ambaranay aminareo: Andriamanitra dia mazava, ary tsy misy maizina akory ao aminy Jaona voalohany 1:5 ...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
9. Juin 2008
9:32

Izay mino an'Andriamanitra amin'ny alalany, dia Ilay nanangana Azy tamin'ny maty ka nanome voninahitra Azy, mba hiorenan'ny finoanareo sy ny fanantenanareo...
christallina
rchristallina
Messenger Envoyer un message
10. Juin 2008
9:37
 Premier  |  |  Dernier 
< Discussion préc.  |  Discussion suivante >
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide