Miarahaba daholo
Mampita hafatra voaray avy any amin'ny FOKO
"Ny FOKO sy association humanitaire roa aty Italie dia eo
an-dalam-pikarakarana ny momba ny fahasalaman' i Kamba, ilay zaza tsy
salama any Majunga (cf :
http://www.purplecorner.com/2008/05/05/help-her-helping-them/ ) :
hanao scanner, échographie mba hahalalana ny tena fototr'aretina,
mi-contacter ny dokotera afaka hitsabo izany sy hahalalana ny
fitsaboana tokony hatao amin'izany. Ka ny vaovao momba io zaza io
izany dia azonareo arahina miandalana ao amin'ny site-n'ny FOKO :
http://club.foko-madagascar.org/ ; na koa
http://malagasymiray.net/2008/05/02/help-diana-help-them-bloggers-committe-on-th\
e-way/#comments
HATRAMIZAO ALOHA IZANY DIA TSY MBOLA MISY HETSIKA HANAINGANA
FIARAHA-MIENTANA MOMBA AN'IO fa raha toa ka tena hilaina izany dia
holazaina amin'ny besinimaro ihany miaraka amin'ny antsipirihan'ny
antontan-taratasy mikasika izay fitsaboana mety ilaina."