Ouvrir session
Nouveau venu ? Créez votre compte
serasera · Serasera Malagasy
? Déjà membre ? Ouvrir session

Astuces Yahoo! Groupes

Le saviez-vous...
Et si je montais le groupe de ma famille ? J'essaie !

Messages

  Messages Aide
Avancée
Tetibola   Liste de messages  
Répondre | Transférer Message #29909 sur 34641 |
Re: [serasera] Tetibola

Tratry ny pentecoste daholo e!
 
Raha any tanà dia : 10 000 ariary/jour (minimum) fa raha @ province kosa dia : 14 000 ariary/jour = vary+laoka+sakafo maraina.Fa raha tena ara-dalàna dia x 2,5 io chiffre io.
 
Tongava soa e!
 
Harinaivo
 
----- Original Message -----
Sent: Sunday, May 11, 2008 12:23 PM
Subject: [serasera] Tetibola

Miarahaba anareo mpisera rehetra, tratry ny Pentekôsta daholo,
Hono aho, ity misy fanontaniana kely : any Madagasika, mety ohatrinona eo ho eo ny tetibolam-pianakaviana isam-bolana ho an'ny tsena fotsiny (tsy ao ny lasantsy, ny ekolazy, angovo sns fa sakafo fotsiny)  raha mihinana ara-dalàna ary ho an'ny olona 4-mianaka. Hieritreretana ny mety ho fodiana e ...
Misaotra mialoha e !
Gasiti



Dimanche 11. Mai 2008  21:12

harinaivo_mes
Messenger Messenger
Envoyer un message Envoyer un message

Transférer Message #29909 sur 34641 |
Montrer le contenu des messages Auteur Date

Miarahaba anareo mpisera rehetra, tratry ny Pentekôsta daholo, Hono aho, ity misy fanontaniana kely : any Madagasika, mety ohatrinona eo ho eo ny...
RAKOTOARSON
arakotoarson
Messenger Envoyer un message
11. Mai 2008
9:23

Tratry ny pentecoste daholo e! Raha any tanà dia : 10 000 ariary/jour (minimum) fa raha @ province kosa dia : 14 000 ariary/jour = vary+laoka+sakafo...
Harinaivo Ramorasata
harinaivo_mes
Messenger Envoyer un message
11. Mai 2008
21:15

Misaotra betsaka @ valin-teninareo rehetra ! Tsy zakan'ny teratany malagasy rehetra tokoa izany an ! Ary sao misy mahafantatra raha mbola misy ve ilay hoe tsy...
RAKOTOARSON
arakotoarson
Messenger Envoyer un message
2. Juin 2008
16:45

Salama Gasiti, Za zao mananjanaka telo: 7, 4 ary 1,5 taona. Misy Mpanampy roa koa. 1 million par semaine no laninay amin'ny sakafo sy couches njaza 1 fotsiny. ...
Johanesa
johanesa_nirina
Messenger Envoyer un message
3. Juin 2008
5:17
Avancée

Copyright © 2009 Yahoo! France SAS – Tous droits réservés.
Mise à jour : données personnelles - Conditions d'utilisation - Charte - Signaler un abus - Aide