Miarahaba anareo mpisera rehetra, tratry ny Pentekôsta daholo,
Hono aho, ity misy fanontaniana kely : any Madagasika, mety ohatrinona eo ho eo ny tetibolam-pianakaviana isam-bolana ho an'ny tsena fotsiny (tsy ao ny lasantsy, ny ekolazy, angovo sns fa sakafo fotsiny) raha mihinana ara-dalàna ary ho an'ny olona 4-mianaka. Hieritreretana ny mety ho fodiana e ...
Misaotra mialoha e !
Gasiti