Fa hianareo rehetra dia zanak'Andriamanitra amin'ny finoana an'i Kristy Jesosy. Fa na iza na iza hianareo no natao batisa ho an'i Kristy dia nitafy an'i Kristy...
Jehovah ô, Andriamanitro Hianao; Hanandratra Anao sy hidera ny anaranao aho, fa efa nanao zava-mahagaga Hianao, dia zavatra efa voakasa hatramin'ny ela sady...
Miaro izay rehetra tia Azy Jehovah; Fa ny ratsy fanahy rehetra kosa haringany. salamo 145:20 __________________________________________________ Do You Yahoo!?...
Raha miaiky ny fahotantsika isika, dia mahatoky sy marina Izy ka mamela ny fahotantsika sy manadio antsika ho afaka amin'ny tsi-fahamarinana rehetra. Jaona...
Fa inona moa no fanantenanay, na fifalianay, na satroboninahitra reharehanay? Moa tsy hianareo eo anatrehan'i Jesosy Tompontsika amin'ny fihaviany va?...
Endrey! manao ahoana ny fitiavana nasehon'ny[Gr. nomen'] Ray ho antsika, dia ny niantsoana antsika hoe zanak'Andriamanitra, sady izany tokoa isika! Koa noho...
Fa efa tonga mpiombona amin'i Kristy isika, raha mihazona mafy ny fiandohan'ny fahatokiantsika hatramin'ny farany; raha atao hoe: "Anio, raha hihaino ny feony...
Fa amin'ny fo no inoana hahazoana fahamarinana, ary amin'ny vava no anekena hahazoana famonjena Romana 10:10 __________________________________________________...
Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy Romana 10:17 __________________________________________________ Do...
Fa ny teny ny amin'ny hazo fijaliana dia fahadalana amin'izay ho very, fa herin'Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena Korintianan voalohany 1:18...
Izay tia fananarana no tia fahalalana; Fa izay mandà anatra dia biby Ohabolana 12:1 __________________________________________________ Do You Yahoo!? En finir...
Fa ny olona izay ankasitrahan'Andriamanitra dia omeny fahendrena sy fahalalana ary fifaliana; fa ny mpanota kosa ampiasainy hanangona sy hamory, mba hisy...
Ataovy toy ny fanombohan-kase ao ponao aho sy toy ny fanombohan-kase eo an tsandrinao; Fa mahery toy ny fahafatesana ny fitiavana, Masiaka tahaka ny...
Jehovah efa nandre ny fangatahako; Jehovah no handray ny fivavahako.Ho menatra sy hangovitra indrindra ny fahavaloko rehetra; hihodina izy ka ho menatra...
Fa ny fijangajangana sy ny fahalotoana rehetra, na ny fieremana, dia aza hotononina eo aminareo akory aza, fa tsy mahamendrika ny olona masina izany Efesiana...