Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahintsy , dia ho velona tokoa izy , fa tsy ho faty .Ny fahadisoany rehetra izay nataony tsy hotsarovana aminy intsony ; ho velona izy noho fahamarinana izay nataony .
Ezekiela 18 : 21-22
__________________________________________________ Do You Yahoo!? En finir avec le spam? Yahoo! Mail vous offre la meilleure protection possible contre les messages non sollicités http://mail.yahoo.fr Yahoo! Mail
Fa raha ny ratsy fanahy miala amin'ny fahotana rehetra izay nataony ka mitandrina ny didiko rehetra ary manao izay marina sy mahintsy , dia ho velona...
Izay rehetra ataonareo dia ataovy amin'ny fitiavana . 1 Korintianina 16 : 14 __________________________________________________ Do You Yahoo!? En finir avec...
Raha manaiky sy mankato hianareo dia hihinana ny voka-tsoa amin'ny tany .Fa raha mbola manda sy miodina ihany hianareo dia ho lanin'ny sabatra , fa ny...
Aleo anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony , ka atsipy any an-dranomasina , toy izay hahatafintohina na dia ny anankiray amin'ireo madinika ireo...
Ary aoka ny firavahanareo tsy ho zavatra eny ivelany , toy ny firandranam-bolo sy ny firava-bolamena na ny fiakanjoana ; fa aoka ho toetra miafina ao am-po...
Ary ho halan'ny olona rehetra hianareo noho ny anarako .Nefa tsy hisy ho very na dia singam-bolo iray eo amin'ny lohanareo aza .Amin'ny faharetanareo no...
Izay rehetra mankahala ny rahalahiny dia mpamono olona ; ary fantatrareo fa tsy mba misy mpamono olona manana fiainana mandrakizay mitoetra ao anatiny . 1...
Fa na iza na iza no misotra ny rano izay homeko azy dia tsy hangetaheta mandrakizay ; fa ny rano izay homeko azy dia ho loharana miboiboika ao anatiny ho...
Aza miasa hahazo hanina mety ho levona , fa ny hanina izay maharitra ho fiainana mandrakizay , izay homen'ny Zanak'olona anareo; fa Izy no nasian'Andriamanitra...
Ary efa tia ny Azy izay amin'izao tontolo izao Izy , dia tia azy hatramin'ny farany . Jaona 13 : 1b ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
Ary tsy mba hiditra ao mihintsy izay tsy masina , na izay manao vetaveta , na izay mandainga , fa izay voasoratra ao anatin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny...
Ary Abrahama nino an'Andriamanitra dia nisaina ho fahamarinanay izany . Romana 4 : 3b ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Ary...
Raha mivoaka hiady amin'ny fahavalonao ny tafikao , dia mifadia ny ratsy rehetra. Deoteronomia 23 : 10 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus...
Raha tonga ny fiavonavonana , dia tonga koa ny fahafaham-baraka ; Fa ao amin'ny manetry tena no misy fahendrena . Ohabolana 11 : 2 ... Envoyé avec Yahoo!...
Sambatra izay mitandrina ny mety ka manao ny marina mandrakariva . Salamo 106 : 3 ... Envoyé avec Yahoo! Mail. Une boite mail plus intelligente. Sambatra...